NY BAOBAB
Hamaranako azy dia adidiko adidinao adidi-tsika ny miaro ity tontolo ihainantsika ity.
NY BAOBAB
Ny mampalahelo anefa ankehitriny dia manomboka vitsy sy ahiana ho lany taranaka izy io.ny antony dia:tapahin'ny olona hatao kitay,sy dorana hatao tanimboly ny ala misy azy ireny.
Amin'izao fotoana izao dia kely dia kely ala ahitana ny baobab,tokony harovantsika ny tontolo hiainantsika, mba ho an'ny taranaka faramandimby any aorina.
NY BAOBAB
Tokony hofantatsika koa fa karazany 7 amin'ny 8 misy erantanyno hita eto Madagasikara.
NY 6 moa dia eto amintsika ihany no ahitana azy,ilay antsoina hoe andasonia digitata no tsy misy,
eto madagasikara fa atsy australia no ahitana azy io,ny ravin'izy ireny sy ny bikany no afahana manavaka azy.
NY BAOBAB
Anio aho dia te hampita sy hizara aminao ny momba ny baobaba.
Hazo manana ny toerany eo amin'ny lafiny fizahantany ny baobaba.
Manana hendrika sy habe ary halava miavaka ny baobab,
harenantsika malagasy izy io ka tokony harovana fatratra.
Nybaobab koa dia manome hedrika mahafinaritra ny tontolo .
Ny voninkazo
Manasa anao ho entiko aneritreritra hiresaka momban'ny voninkazo
Ny voninkazo dia toy ny hatanorana, mila kolokoloina sy karakaraina izy ireny.
Manasa anao ary hijery voninkazo.