Blaogin'i yuka

NY BAOBAB

Nampidirin'i yuka ao anatin'ny Ankapobeny - 27 Jan, 2008

Tokony hofantatsika koa fa karazany 7 amin'ny 8 misy erantanyno hita eto Madagasikara.

NY 6 moa dia eto amintsika ihany no ahitana azy,ilay antsoina hoe andasonia digitata no tsy misy,

eto madagasikara fa atsy australia no ahitana azy io,ny ravin'izy ireny sy ny bikany no afahana manavaka azy.