NY BAOBAB
Ny mampalahelo anefa ankehitriny dia manomboka vitsy sy ahiana ho lany taranaka izy io.ny antony dia:tapahin'ny olona hatao kitay,sy dorana hatao tanimboly ny ala misy azy ireny.
Amin'izao fotoana izao dia kely dia kely ala ahitana ny baobab,tokony harovantsika ny tontolo hiainantsika, mba ho an'ny taranaka faramandimby any aorina.
Rohy maharitra /
(0) Hevitra /
(0) Verindrohy (trackback)
/ Manaraka
/ Mialoha